Inscription en ligne

Mba hahafahana manatanteraka ny fisoratana anaran’ny zanakao, dia ilaina ny manomana ireto antontan-taratasy manaraka ireto (entina an-tanana aty an-tsekoly rehefa mameno ny fiche de renseignements):

✅ Copie lava an’ilay zaza
✅ Sary tapaka 3
✅ Photocopie CIN an’ny ray aman-dreny na mpiandraikitra
✅ Fanamarinam-ponenan’ny zaza